A la une
HOUSE DESIGN
2è session Baccalauréat : milamina ny famolavolana ny laza adina
Nanomboka omaly ny famolavolana ny laza adina amin’ny 2è session’ny bakalorea 2019. Milamina ny famolavolana izany raha ny fanazavana azo tamin’ny tomponandraikitra eo anivon’ny...
MAKE IT MODERN
LATEST REVIEWS
Arthur Mananjaona Ravelonjanahary, directeur de l’éducation préscolaire et de l’alphabétisation auprès...
« Le programme préscolaire se penche sur les approches et les méthodologies pour accompagner le développement de l’enfant dans les domaines physique et moteur,...
PERFORMANCE TRAINING
Lalàna vavao hitantanana ny lalana eto amintsika : nankatoavin’ny HCC
Nankatoavin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana ny didy hitsivolana hitantanana ny lalana misy sy vao haorina eto Madagasikara manomboka izao. Didy hitsivolana izay mamaritra mazava ny anjara andraikitry ny fanjakana sy ny vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana isan-tokony.
COVID-19 : mila mandray andraikitra ny isam-pokontany
Andro fahatelo amin’ny fihidina an-trano entina misoroka ny fiparitahan’ny valanaretina covid 19 eto amintsika, saika voahaja ny fepetra amin’ny tsy fisian’ny tsena be ivorian’ny olona maro. Mbola betsaka kosa anefa ireo olona no hita mifamezivezy eny an-dalambe. Raha ny fanazavan’ny mpandinika fiarahamonina iray nanaovana fanadihadiana, mila mandray andraikitra ny isam-pokontany manentana ny olona raha tsy tiana ny hitohizan’ny fiparitahan’ny aretina.
PADEVE sy ny fotodrafitrasa hafa ao Toliara : mizotra araky ny tokony ho izy ny asa
Isan’ireo misitraka ny tetikasa PADEV na ny Programme d’appui au Développement de Ville Equilibre i Toliara. Androany nidina ifotony nijery ny fizotry ny asa fananganana fotodrafitrasa samihafa sy nijery ny fanarahana ireo toromarika ara-pahasalamana hisorohana ny coronavirus, ny minisitry ny fanajariana ny tany sy ny asa vaventy niaraka tamin’ny mpamatsy vola AFD na ny Agence Française de développement ary ny masoivoho Frantsay. Naneho ny fahavononany hanohana an’i Madagasikara hatrany ny masoivoho Frantsay nandritra io.
Alatsinainy pentekosta : tany an-tokantrano no niaraka ny fianakaviana
Saika tany an-tokantrano niaraka tamin’ny fianakaviana no safidin’ny ankamaroan’ny olona tamin’ity alatsinain’ny pentkosta ity. Nisy saingy vitsy olona tsy tahaka ny isan-taona ny teny By Pass sy Analakely.
HOLIDAY RECIPES
Raharaha Houcine : voahitsakitsaka ny hasin’ny fitsarana Malagasy
Voahitsakitsaka ny hasin'ny fitsarana malagasy manolona ny raharaha Houcine Arfa izay mahavoatonontonona tomponandraikitra ambony eto amin'ny firenena, raha ny fanehoankevitry ny sendikan'ny mpitsara eto...