Fanomezana fahaleovantena ny CENI : Atao izay tsy hahatontosa izany

0
Nolazain'ny Praiminisitra fa tsy azo raisina ho dinihina ny tolo-dalàna laharana faha : 002 - 2017 ho fanatsarana sy ho fanomezana fahaleovantena ny CENI,...

Manjakandriana: Tranona zandary no itazomana an’I Claudine Razaimamonjy

0
Villa iray ana zandary no voalaza fa ametrahana an’i Claudine Razaimamonjy any Manjakandriana fa tsy ao ami’nny fonja. Nosakanana tsy afaka nanamarina ny fitazomana...

EDITO

0
Ora roa sy sasany monja no nandanian'ny solombavambahoaka miisa 73 ny volavolan-dalàm-panitsiana ny teti-bolam-panjakana amin'ity taona 2017 ity. 12 ora mialoha ny fotoam-pivoriana handaniana...

Précipitation

0
73 députés ont expédié en deux heures la semaine écoulée, l’adoption du projet de loi des finances rectificative 2017. Ce document de 600 pages...

LFR 2017: 600 pejy nodinihina indray alina monja

0
Solombavambahoaka 73 no nandany tsy nanisy fanitsiana ny volavolan-dalàna laharana 012 -2017 na ny LFR (Loi des finances rectificatives 2017) tamin'ny 2 ora sy...

CIM Ambohidahy : Mikatom-bava ny tomponandraikitra

0
Manakatom-bava sy manakatom-baravarana ny tomponandraikitra ao amin'ny CIM Ambohidahy raha niezahana nanontaniana ny olana misy amin'ity sampandraharaha ity. Olana izay efa ho 2 volana...

Accès aux transports publics des handicapés

0
Les sensibilisations se poursuivent pour mener à bien le projet Lamina qui vise un meilleur accès aux transports publics des handicapés. La communication avec...

Fifidianana 2018 : Tanterahina eo anelanelan’ny 25 novambra –  25 desambra...

0
Eo anelanelan'ny faha-25 novambra ka hatramin'ny faha-25 desambra 2018 no tsy maintsy   hanatanterahina ny fifidianana Filohampirenena fihodinana voalohany araka ny andiany faha- 47 ny...

Antenimierampirenena : Notsipahin’ny governemanta ny tolo-dalàna ho fanatsarana ny CENI

0
Notsipahan'ny Praiminisitra filohan'ny governemanta ny tolo-dalàna laharana faha-002 - 2017 hanomezana fahaleovantena tanteraka  ny CENI ho fanitsiana ny lalàna laharana 2015 - 020 tamin'ny...

Réconciliation nationale

0
Réconciliation nationale : Un comité de sélection a été mis en place en vue de mettre en place le  Conseil du Fampihavanana Malagasy ou...

POLITIQUE

0
La loi des finances rectificative 2017 devrait passer à l’assemblée nationale la semaine prochaine. Des débats sont attendus à cette occasion à la chambre...

Raharaha Claudine Razaimamonjy : Takian’ny SMM ny fanasaziana ireo mpiray tsikombakomba...

0
Namafisin'ny tomponandraikitry ny fonjan'Antanimora fa ao marina i Claudine Razaimamonjy. Toy izany koa ny tomponandraikitra voalohan'ny hopitaly HJRA. Takian'ny sendikan'ny mpitsara ny fanaovana fanadihadiana...

Raharaha Ampanihy : Azo samborina ilay loholona nitsabaka tamin’ny raharaham-pitsarana.

0
Mikasika ny raharaha Ampanihy nisamborana ny ben'ny tanàna tany an-toerana, nilaza ny sendikan'ny mpitsara fa azo atao ny misambotra ilay loholona nampiasa ny fahefany...

Fihaonan’ny Loholona sy Governemanta : Fanontaniana 384 no iandrasam-baliny

0
Omaly tolakandro tamin'ny 4 ora sy sasany vao raikitra ny fihaonana teo amin'ny Loholona sy ny Governemanta raha tokony tamin'ny  10 ora maraina no...

Seranam-piaramanidina Ivato : Kolonely iray nanapatra fahefana tamin’ny mpiasan’ny fadintseranana.

0
Namoaka fanambarana ny Sendikan'ny mpiasan'ny Douanes omaly.  Antony, Kolonely iray nilaza ho olona akaiky ny mpanolotsaina manokan'ny filoham-pirenena no nandrahona sy nanivaiva ny mpiasan'ny...

CENI : Tsy ho rahampitso ny fifidianana mangarahara

0
Tsy ao anatin'ny fandaharam-potoana eny anivon'ny CENI ny fifidianam-paritra hatramin'izao, ny fifidianana izay hifidianan'ny vahoaka ireo solontenany hitantana ny vondrom-bahoakam-paritra itsinjaram-pahefana na dia efa...

Etat de droit ?

0
La grève décrétée par le syndicat des magistrats a entraîné une paralysie de l’appareil judiciaire deux jours durant dans le pays. Une grève motivée...

Valan-javaboahary – Tsimbazaza : namidy tamin’ny sinoa?

0
Miely amin'ny haino aman-jery sy amin'ny tambazotran-tserasera fa namidin'ny fanjakana tamin'ny sinoa ny valan-javaboarin'i Tsimbazaza. Tsy nandiso ary tsy nanamarina izany ny tomponandraikitra eo...

Mpirakidraharaha sy SMM : nanatanteraka fitokonana faobe manerana ny nosy

0
Nanatanteraka fitokonana faobe manerana ny nosy ny mpirakidraharaha sy ny sendikan'ny mpitsara eto Madagasikara. Nikatso vokatr'izany ny raharaham-pitsarana omaly ary hitohy anio.

Assemblée nationale

0
Une salle vide. C'est ce que les journalistes ont constaté hier à l'assemblée nationale. Pourtant compte tenu de l'ordre du jour sorti la semaine...