Vola sandoka : 20 000 Ariary miisa 59 no tratra tao...

0
Vola  sandoka 20 000 Ar miisa 59 no saron'ny mpitandron'ny filaminana tany Sambava, herinandro vitsivitsy taorian'ny fanontana ireo vola vaovao. Raha ny eto an-drenivohitra...

Loza an-dranomasina  eto Madagasikara  : tsy mbola voafehy

0
Tao anatin'ny 10 taona, miisa 200 mahery ireo olona tsy hita na maty noho ny loza an-dranomasina. Tsy voaporofo mazava io antontan’isa io noho...

Demokrasia: Voasakantsakana ny fanehoan-kevitra eto Madagasikara

0
Endrika maro no isehoan'ny tsy fahafahana maneho hevitra eto Madagasikara raha voalazan'ny mpanao politika iray. Porofon'izany ny tsy fanomezana alalana ireo mikasa hanao fihetsiketsehana...

EDITORIAL

0
Avy amin’ny fifidianana hatrany ny olana mitranga eto amin’ny tany sy ny firenena. Manomboka hatrany amin’ny fanoratana ny lisi-pifidianana ny olana, ka hatrany amin’ny...

Lozam-pifamoivozana tao Ankazobe : Olana teo amin’ny fiara no namoizana ain’olona...

0
Olona maherin'ny 20 no namoy ny ainy, nisy ireo kila tanteraka, am-polony naratra. Izay no vokatry ny lozam-pifamoivoizana nitranga tamin'ny sampana tanora Kristiana sy...

Lisi-pifidianana, Distrika Avaradrano : Naverin’ny CENI nosokafana indray

0
Nosokafan'ny CENI indray ny lisi-pifidianana na dia efa nofaranana tamin'ny fomba ofisialy ny faha-15 ny volana aprily lasa teo, raha tsy ilaza ny zava...

Tsiandopy Jacky Mahafaly : Nisy namono tao an-tranony omaly alina teny Anosiala

0
Maty nisy namono omaly alina tao an-tranony I Tsiandopy Jacky Mahafaly, filohan’ny sendikan’ny inspecteurs d’Etat de Madagascar no minisitra teo aloha. Ny brigade de...

Mamy Rakotoarivelo : Nomem-boninahitra tetsy amin’ny Antenimierampirenena

0
Nomem-boninahitra farany tetsy amin'ny Antenimierampirenena Tsimbazaza omaly maraina ny nofo mangatsiakan'i Mamy Rakotoarivelo, mialohan'ny nitondrana azy teny amin'ny FLM Ambatovinaky, sy nametrahana ny vatana...

Préfet de Police Faritra Analamanga: TSIA no valin’ny fangatahan’ny TIM

0
TSIA no valin'ny fangatahan'ny TIM hankalaza ny faha-15 taonany etsy Mahamasina amin'ny sabotsy ho avy izao avy amin'ny Préfet de Police Faritra Analamanga. Tsy...

Tamberinandraikitra : Ny filohampirenena no tokony haneho izany voalohany.

0
Ireo olom-boafidy no tokony haneho ny tamberin’andraikitra amin'ny vahoaka nifidy azy. Tomponandraikitra voalohany tokony haneho izany ny filohan'ny repoblika hipaka amin'ireo olona ambany fahefany...

Famahana ny olan’ny mpitsara eto Madagasikara : miandry ny fanekena avy...

0
Tsy mbola mivoaka ny votoatin'ny fifanakalozana teo amin'ireo komity misahana ny fitakiana nataon'ny mpitsara eto Madagasikara. Soso-kevitra maro avy amin'ireo mpitsara araka izany no...

Fanafihan-jiolahy teny Andraisoro : Mpivarotra voanjo no maty voatifitra

0
Lehilahy iray mpivarotra voanjo no maty voatifitry ny jiolahy nandritra fanafihana ny talata hariva teny Andraisoro. Nampanano-sarotra ny fahatongavan’ny mpitandro filaminana ny hasarotan’ny lalana...

Ala honko: Azo hambolena

0
Zava-maniry miaro ny biby an-dranomasina tsy ho lany tamingana ny ala honko, saingy miharitra tsikelikely. Azo hambolena tsara anefa ity zava-maniry ity.

SEIMAD :  Nampiasa taratasy hosoka nahazoana tany

0
Fianakaviana iray no mitaraina fa lasan'ny SEIMAD tamin'ny taratasy hosoka ny tanin'izy ireo etsy Ankasina. Nitondra porofo amin'izay lazain'izy ireo ho hosoka ity fianakaviana...

Raharaha Claudine RAZAIMAMONJY : 2 nahazo fahafahana vonjimaika, ny 1 nahiditra...

0
Olona 3 indray no niakatra teny amin'ny fitsarana misahana ny kolikoly eny amin'ny 67 ha omaly taorian'ny famotorana sy ny fanadihadiana ilay tale iray...

Fananan-tany : tany manodidina ny 140 Ha lasan’olon-tokana.

0
Tany manodidina ny 140 Ha ao amin'ny Kaominina Ambohimangakely no voalaza fa lasan'olon-tokana. Mitaraina ireo tantsaha aman'arivony izay efa nanajary ny tany tao anatin'ny...

MLE : hihamafy ny hetsika na eo aza ny Ramatahora

0
Tsy hihemotra manoloana ny ramatahora atao azy ireo mpikambana eo anivon’ny MLE. Vao maika hihamafy ny hetsika fitakiana sy ny fanehoana ny fitondrana mitanila...

Fifidianana 2018 : Ny Ceni no ilaina matanjaka sy mahaleo tena.

0
Rafitra misahana ny fifidianana matanjaka sy mahaleo tena amin'ny lafiny rehetra no ilaina amin'ny fiatrehana ny fifidianana amin'ny taona 2018 raha ny nambaran'ny mpanao...

EDITO

0
Atao aloha izay hampitomboina aloha ny mofomamy, fa tsy ho ampy zaraina ho antsika rehetra ny mofomamy misy ankehitriny, hoy ny Filoha tany Toamasina...

Antoko mpanohitra : mitsangana mitaky ny fampiarana ny fanjakana tan-dalàna.

0
Antoko politika sy vovonana maro no nanaiky sy nanao sonia ny amin'ny maha-mpanohitra azy nandritra ny fihaonamben'ny mpanohitra omaly. Fitakiana ny fanjakana tan-dalàna sy...