Archives quotidiennes: 18 août 2017

CENI : Valandresaka nanaporofo ny ahiahin’ny maro

0
Voaporofo nandritra ny valandresaka nataon'ny CENI ny alarobia teo teny amin'ny foibe toerany teny Alarobia ny ahiahin'ireo fiarahamonim-pirenena sy Antoko politika mahakasika ny fikasian'ity Vaomiera Mahaleotena mikarakara ny fifidianana ity ny lisi-pifidianana amin'ny fotoana ivelan'ny voalazan'ny lalàna.

Fanalàna tomponandraikitra ambony : Tsy manana ny maha-izy azy ve ny filohampirenena?

0
Tsy manana ny maha-izy azy ny filohampirenena raha ny nambaran'ny mpanao politika nanaovana fanadihadiana manoloana ny fanambarany mikasika ireo tomponandraikitra ambony sy minisitra tsy mahomby amin'ny fanatanterahana ny asany. Eo ihany koa ny ahiahy ny amin'ny mety ho fisian'ny kopaka isasahana amin'izy ireo raha ny fanadihadiana natao.