Archives quotidiennes: 28 août 2017

Fiarovana  ny zon’olombelona : mbola marefo raha ny eto Madagasikara

0
Mbola marefo ny fiarovana ny zon'olombelona eto Madagasikara. Ny tsy fahafantarana ny zo amin'ny ankapobeny no isan'ny olana mahatonga io tranga io.  Takian'ireo firaisamonim-pirenena ny hanamafisana ny fiarovana ny zon'olombelona amin'ny fomba rehetra.    

EDITO

0
Faritra mena i Madagasikara iray manontolo. Tsy andro tsy alina, tsy andrenivohitra, tsy ambanivohitra, manjaka ny jiolahy sy ny dahalo. Ny manam-pahefana ihany sisa no afaka miaina am-pilamiana, ny ambiny kosa, na manam-bola na tsy manana, mandry an-driran’antsy.