Archives quotidiennes: 25 août 2017

Cadre de concertation : Tsy ny CENI irery no tokony hiantso fivoriana

0
Fiandrasana ny fanagananan'ny governemanta ilay "commission interministérielle" handrafitra ny rijan-teny ho fanatsarana ny andian-dalàmpifidianana no antony lehibe nanemorana ny fihaonana tamin'ny faha-8 sy faha-9 ny volana aogositra lasa teo, raha ny fanazavana avy amin'ny CENI. Hatao tsy ho ela kosa ny "Cadre de concertation" fanao mahazatra.  

Vadin’ny Filohampirenena : arovana mafy ny ainy?

0
Polisy am-polony mirongo fitaovam-piadiana mahery vaika no hita nirantiranty nanoloana ny tranombokim-pirenena Ampefiloha ny fiandohan’ny tolakandro omaly. Nifampanontany ny mpandalo. Inona no mitranga?