dimanche 28 avril 2024

Archives quotidiennes: 17 novembre 2018

“Kit Scolaire”: misy mivarotra eny an-tsena

0
Misy mivarotra eny an-tsena manerana ny Nosy ankehitriny ny Kit Scolaire misy ny famataran’ny ministeran'ny fanabeazam-pirenena. Amin'ny vidiny 2 500 Ar no amarotana ireo kitapo.

Faritra Atsimo : sokatra miisa 7 347 no tratra, olona 3 no voasambotra

0
Mirongatra tato ho ato ny trafika-na sokatra eto Madagasikara. Andro vitsivitsy lasa, sokatra miisa 7 347 indray no tratra tany amin'ny faritra atsimo iny, olona 3 kosa no voasambotra.