dimanche 28 avril 2024

Archives quotidiennes: 16 novembre 2018

CENI – CONFRONTATION PV : vitsy ny kandidà nandefa solontena

0
Nanatanteraka confrontatation tamin'ireo vokam-pifidianana voarainy ny Ceni io hariva io teny Alarobia, taorian'ny tsikera maro avy amin'ireo kandidà. Vitsy anefa ireo kandidà nandefa solon-tena nanatrika izany.

Fako mivangongo : tsy misy mandray fepetra ny tomponandraikitra voakasika

0
Herinandro maro, mijanona misavovona hatrany ny fako eto Antananarivo renivohitra. Tsy misy hatreto ny fandraisana fepetra ary saika mifanilika andraikitra hatrany ny tomponandraikitra voakasika.

Fitrandrahana harena an-kibon’ny tany : toerana miisa 44 hitadiavana mpitrandraka vahiny

0
Tontosa tany Le Cap Afrika Atsimo tamin’ny faha-5 ka hatramin’ny faha-8 novambra lasa teo ny « Africa Oil Week », nandraisan’i Madagasikara anjara, izay nanoloran’ny OMNIS (Office des Mines nationales et des Industries stratégiques) toerana miisa 44 heverina ho misy solika sy gazy natoraly hitadiavana mpitrandraka vahiny.

LFI 2019 : tsy mbola fantatra ny daty andinihana izany

0
Tsy mbola voafaritra mazava hatreto ny daty handinihana sy handaniana ny teti-bolam-panjakana 2019 raha tokony ho notontosaina omaly. Fanaovana tsinontsinona ny fiainam-pirenena no andikan'ireo solombavambahoaka ny tsy fahatongavan'ny minisitry ny vola sy ny tetibola teny Tsimbazaza omaly.