Antenimieram-pirenena: Hiroso amin’ny fitsipaham-pitokisan’ny governemanta

0
Hiroso amin’ny fitsipaham-pitokisan’ny governemanta Mahafaly ny solombavambahoaka amin’izao fivoriana ara-potoana voalohany izao. Hangotraka arak’izany ny eny Tsimbazaza manomboka amin’ity herinandro ity.

Trafic de bois de rose à Singapour

0
Suite au procès des 30 000 rondins de bois de rose à Singapour, l’homme d’affaire Wong Wee Keong a été condamné à 3 mois de...

Fankalazana ny 01 May : nivondrona tao Antsahamanitra ireo sendikan’ny mpiasa...

0
Nifarana tao Antsahamanitra ny Diabe nataon'ny sendikan'ny mpiasa maro tamin'ny andron'ny voalohan'ny volana May ity. Nisy fampahafantarana ny zon'ny mpiasa nandritran'ny fanentanana. Ho mafy...

Vondrona eoropeana : lavitra ny ezaka amin’ny ady amin’ny kolikoly eto...

0
Tsy ampy ny ezaka ataon'ny fanjakana malagasy amin'ny ady amin'ny kolikoly hoy ny masoivohon'ny vondrona eoropeana. Mbola tsy hita taratra ihany koa hatreto ny...

Manque de transparence

0
Un manque de transparence notoire. C’est ce qui caractérise actuellement l’affaire Claudine Razaimamonjy. L’exécutif n’a jusqu’à maintenant manifesté aucune volonté de faire la lumière...

Air Madagascar

0
Les quatre employés de la compagnie aérienne Air Madagascar, licenciés il y a deux ans, envisagent de reprendre leur travail.  Après avoir tenté plusieurs...

Air Madagascar: Hiverina hiasa  ireo mpiasa efatra

0
Hiverina hiasa ireo mpiasan'ny Air Madagasikara miisa efatra naato tamin'ny asany, na misy aza ny fanakanana azy ireo. Mitaky ny fampiharana ny didim-pitsarana nivoaka...

Fitantanana volam-panjakana : marefo ny fanasaziana ireo tsy manara-dalàna

0
Marefo ny fampiharana ny sazy eo amin'ny tsy fanarahan-dalàna amin'ny fitantanana ny volam-panjakana. Dingana maro no tsy maintsy lalovana mialohan'ny hamoahana sazy ary mety...

JIRAMA

0
Jaomiary Olivier Aimé a été nommé Directeur général de la société JIRAMA. Novice dans le domaine de l'énergie et de l'électricité, ce nouveau directeur...

JIRAMA : Aimé Olivier Jaomiary no tale jeneraly vaovao

0
Jaomiary Olivier Aimé no voatendry ho tale jeneraly vaovaon'ny orinasa Jirama araka ny didi-panjakana navoakan'ny filankevitry ny minisitra omaly hariva . Olom-baovao eo amin'ny...

Sendikan’ny mpandraharahan’ny fonja : Mitaky ny fampidirana an’i Claudine Razaimamony am-ponja.

0
Mitaky ny hampidirana an'i Claudine Razaimamonjy any am-ponja ny sendikan'ny mpandraharahan'ny fonja, izay mitaky ihany koa ny fahaleovan-tenan'izy ireo amin'ny asany. Mandoto ny asan'izy...

Pavillons d’Analakely

0
Les commerçants des pavillons d'Analakely se plaignent de la mesure prise par la Commune Urbaine d' Antananarivo, qui consiste à caser  les marchands ambulants...

SOCIÉTÉ

0
Selon les statistiques publiées par le PNUD, moins de 20% des femmes occupent actuellement la place de décideur à Madagascar. Les femmes sont généralement...

Fifandraisan’i Madagasikara sy Etazonia : feno 150 taona amin’ity taona ity.

0
Feno 150 amin'ity taona ity ny fifandraisan'i Madagasikara sy Etazonia. Manoloana ny raharaham-pirenena, tokony hotohizana ny fanadihadiana ary ampiharina amin'ny rehetra ny lalàna, hoy...

CSM : Misy fikasana ny hamindrana toerana ireo mpitsara voakasiky ny raharaha...

0
Anio no hanatanteraka fivoriana ny mpikambana ao anatin’ny CSM na filan-kevitra ambony momba ny mpitsara. Raha ny loharanom-baovao, mihodihody any ny famindran-toerana ireo mpitsara...

SOCIÉTÉ

0
Me Hubert Raharison a été reconduit à son titre de bâtonnier de Madagascar. Il entame dès lors son troisième mandat pour une durée de...

Raharaha Claudine Razaimamonjy : Tsy hita ny fandraisan’andraikitra ataon’ny Antenimieram-pirenena

0
Tsy hita ny fandraisan’andraikitra ataon’ny fahefana mpanao lalàna manoloana ny raharaha mafana mitranga eto amin’ny tany sy ny firenena, raha tsy hilaza hafa tsy...

Bekassy Johnfrince : Lany filohan’ny FITEFA

0
Raha ny raharaha andramena no ahafantaran’ny be sy ny maro azy, lafiny hafa indray no isehoany imasom-bahoaka amin’izao fotoana izao. Lany ho filohan’ny FITEFA...

EDITORIAL

0
Ny omaly tsy miova. Izay no azo ilazana ny fanovana ny governemanta amin’ny ampahany sy ny famerenana minisitra teo aloha ho ao anaty governemanta....

Claudine Razaimamonjy: Eny amin’ny HJRA.

0
Tanana eny amin'ny hopitaly HJRA Anosy ao amin'ny efitra 126 ao amin'ny sampan-draharaha neuro-chirurgie Ramatoa Claudine Razaimamonjy rehefa nigadona teto an-tanindrazana tamin’ny Sabotsy  alina....