Archives quotidiennes: 10 septembre 2018
Etienne AV7
Etienne AV7
Navotsotry ny mpaka an-keriny i Etienne Andriamahefarisoa, filohan'ny AV7 no sady filohan'ny fikambanana manohana an'i Andry Rajoelina. Mitatara ny zava-niseho ny tenany ato anatin’ity fanampim-panazavana entiny ity.
Factuel et ambiance
Ady sahala 2 noho 2. Izay ny vokatry ny lalao nifanandrinan’i Madagascar sy Sénégal amin’ny fifanintsanana isam-bondrona ho fiadiana izay ho tafiakatra amin’ny CAN 2019 any Cameroun.Tsara toerana ny Barea hatreto.
Korontana Barea
Fa mialohan’ny niatombohan’iny lalao baolina kitra iny, Korontana tanteraka ny teny ivelan’ny Mahamasina nandritry ny filaharana sy fidiran’ny mpijery tao anatin’ny kianja ny maraina teo. Maherin’ny 36 no naratra vokatr’izay, 1 no namoy ny ainy raha ny isa ofisialy. Mampanahy ny maro ihany anefa io taha nomen’ny teo anivon’ny HJRA io.