dimanche 28 avril 2024

Archives quotidiennes: 11 février 2019

Fanendrena minisitra voalohany nandrafitra ny governemanta tetezamita: 10 taona androany

0
Feno 10 taona androany no nanendrena ireo minisitra 4 voalohan’ny governemanta tetezamita teo amin’ny kianjan’ny 13 Mai. Minisitra 4 no notendrena tamin’io fotoana io. Hiverenantsika ato anatin’ity fanadihadiana ity ny mikasika izay.

Hajia : betsaka no mampiasa izany anaovana « collection philatélie »

0
Mbola tsy tonta ny ela ny fampiasana ny « hajia » eto Madagasikara. Ankoatra ny fandefasana taratasy, betsaka no mampiasa ny Timbre anaovana « COLLECTION PHILATELIE » amin’izao fotoana. Mirakitra ny tantaram-pirenena sy ny harena ara-boajanahary sy ara-koltoraly ihany koa ny HAJIA hoy ny fanazavana.

Fihaonam-be faha-32n’ny vondrona Afrikanina : nanomboka androany

0
Nisokatra amin’ny fomba ofisialy androany ny fihaonam-be faha 32 n’ny vondrona Afrikanina. Isany manatrika izany ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina.

Taom-pilalaovana « Moto cross » – 2018 : tontosa omaly ny fizarana ny amboara

0
Nifara tamin’ny fomba ofisialy ny taom-pilalaovana 2018 eo amin’ny taranja ara-panatanjahantena « MOTO CROSS ». Natolotra omaly ny amboara ho an’ireo mpilalao 3 voalohany isan-tsokajy. Tsara ny vokatra ho an’ny taom-pilalaovana 2018 hoy ny filohan’ny Federasiona malagasy ny Motocyclisme.