Fanondranana antsokosoko harem-pirenena ao Maroantsetra : mizarazara ny hevitra.

0
Nodisoin'ny mpiaro ny tontolo iainana Clovis Razafimalala tao anatin'ny Fandaharana Ankistipo Ny Filazana fa tsy nisy intsony ny fanondranana antsokosoko andramena tany Maroantsetra hatramin'ny...

CENI : Valandresaka nanaporofo ny ahiahin’ny maro

0
Voaporofo nandritra ny valandresaka nataon'ny CENI ny alarobia teo teny amin'ny foibe toerany teny Alarobia ny ahiahin'ireo fiarahamonim-pirenena sy Antoko politika mahakasika ny fikasian'ity...

Fanalàna tomponandraikitra ambony : Tsy manana ny maha-izy azy ve ny...

0
Tsy manana ny maha-izy azy ny filohampirenena raha ny nambaran'ny mpanao politika nanaovana fanadihadiana manoloana ny fanambarany mikasika ireo tomponandraikitra ambony sy minisitra tsy...

Assainissement d’Antananarivo

0
Un an et demi avant la fin du mandat de la maire d'Antananarivo, les mesures concrètes concernant les marchands ambulants restent floues. L’anarchie continue...

Transport

0
Dans le domaine du transport à Madagascar, des lacunes graves doivent être comblées pour  mieux servir les usagers. Des failles au niveau du contrôle...

Fivorian’ny SADC : ny fianakavian’ny praiminisitra no mameno ny delegasiona

0
Nivezivezy tamin’ny tambazotran-tserasera indray omaly ny taratasy nalefan’ny praiminisitra nampilaza ny dia hataon’ny praiminisitra sy ny fianakaviany hanatrika ny fivorian’ny SADC. Fianakaviana no mameno...

CENI : Fanatsarana sa « Révision » no atao ankehitriny? 

0
Manjavozavo ny fanazavana noentin'ny Filohan'ny CENI mahakasika ny fomba fiasan'ity Vaomiera Mahaleotena mikarakara ny fifidianana ity amin'izao fotoana izao.  

Datim-pifidianana Filohampirenena 2018 : mbola tsy nampahafantarina mazava

0
Herintaona sy telo volana mialoha ny tokony hanaovana fifidianana Filohampirenena, mbola manjavozavo ny teti-andro hanatontosana izany. Andraikitry ny governemanta tanteraka ny fampahafantarana izany raha...

Assomption : nankalaza izany ireo mpino katolika

0
15 aogositra, andro hankalazan' ny  fiangonana katolika ny niakaran'ny Masina Maria vatana sy fanahy tany an-danitra. Nivory maro ireo mpino katolika androany. Nandalovan'ny mpanao...

Antoko Tiako i Madagasikara : tsy tanteraka ny fankalazana ny faha...

0
Toa ny teto Antananarivo, tsy tanteraka ihany koa ny fankalazan'ny antoko Tiako i Madagasikara ny faha 15 taonany tao Toamasina. Antony tsy nahazo fahazon-dalana...

Edito

0
Hisy ny fihaonam- ben’ireo Malagasy monina any ivelany  antsoina hoe “diaspora”. Ho dinihina manokana amin’izany ny anjara toeran’ireo Malagasy monina any ivelany amin’ny fampandrosoana...

Diaspora

0
Le régime actuel compte mettre l’accent sur le rôle de la diaspora malgache dans le développement du pays. Ce qui explique la tenue en...

FINANCE

0
Le secrétaire général du ministère des finances et du budget Alexandre Randrianasolo, le directeur général du Trésor public Feno Jean Pierre et le directeur...

Economie

0
Comparées aux industries étrangères, les industries malgaches ne sont pas encore compétitives tant en matière de production que d’exportation. C’est l’une des raisons qui...

Assemblée nationale

0
L’octroi de voitures 4x4 en catimini aux députés se poursuit, selon les informations recueillies même si cela ne figure pas dans la LFI et...

Assemblée nationale

0
Le secrétaire général de l’Assemblée Nationale a été limogé. Un recrutement n’ayant pas reçu l’aval du numéro Un de la chambre basse serait à...

Zanak’I Sofia : mitaky hatrany ny fanafoanana ny didy fampisamborana ny...

0
Manamafy hatrany ny fanafoanana ny didy fampisamborana ny Loholona Lylison René de Rolland ny zanaky SOFIA. Tsy tokony hisy fijery mitanila amin'ny fitantanana ny...

Fitadiavana Lalam-barotra any ivelany : sakana goavana ho an’ireo mpandraharaha malagasy

0
Tsy mahita lalam-barotra ireo mpandraharaha eto Madagasikara, indrindra ireo mpandraharaha madinika sy salantsalany. Antony, tsy ampy ny fampahafantarana omena azy ireo raha ny fanazavana....

Vola sandoka : 20 000 Ariary miisa 59 no tratra tao...

0
Vola  sandoka 20 000 Ar miisa 59 no saron'ny mpitandron'ny filaminana tany Sambava, herinandro vitsivitsy taorian'ny fanontana ireo vola vaovao. Raha ny eto an-drenivohitra...

Loza an-dranomasina  eto Madagasikara  : tsy mbola voafehy

0
Tao anatin'ny 10 taona, miisa 200 mahery ireo olona tsy hita na maty noho ny loza an-dranomasina. Tsy voaporofo mazava io antontan’isa io noho...