Tranon’ny FJKM eny Faravohitra : lasan’i RAVALOMANANA Marc marina ve ?

0
Niverina mandefa fanadaharana herinandro vitsivitsy izay ny Fahitalavitratra sy ny Onjampeo MBS. Mampametram-panontaniana ny maro ilay tranon’ny FJKM etsy Faravohitra izay lasa foiben-toeran’ireto Fahitalavitra...

Andry RAJOELINA : nitsidika ny vahoaka tao Analavory

0
Tsy misy mihaino ny fahoriana sy ny fahantrana hiainan'ny vahoaka maro hoy ny filohan'ny tetezamita teo aloha Andry Rajoelina tao Analavory ny Sabotsy faha-18...

EDITO du 18 août 2018

0
Misy mihevitra mihitsy eto amin’ity firenena ity fa mora manadino sy bado avokoa ny vahoaka Malagasy ka mbola mirehareha sy mihebohebo hiatriaka fitsaram-bahoaka amin’ny...

Fianakaviana Poussin : nahavita ny fitetezana an’i Madagasikara tamin’ny sarety

0
Tonga teto Antananarivo ny Alahady tolakandro faha-19 aogositra 2018, teo amin'ny PK 0, manoloana ny Garan’i Soarano, rehefa nitety an'i Madagasikara tamin'ny alalan'ny sarety...

Menak’osy : maro no tsy mahalala ny asany.

0
Maro amin'ny malagasy no tsy mahalala ny asan'ny menak'osy, tsy vitsy koa anefa no mahafantatra ny asan'izany. Atao inona ny menak'osy? Ny valin'izay no...

Session spéciale CEPE : tanterahina ny 28 Aogositra

0
Raha toa ka efa nisy ivontoeram-panadinana efa namoaka ny valim-panadinana CEPE androany, ivotoeram-panadinana miisa 15 kosa no hanantanteraka famerenam-panadinana ny faha-28 Aogositra izao. Mitohy...

Fifidianana Filohampirenena : ho kandidà i RAJAONARIMAMPIANINA Hery

0
Hatramin’ny 4 ora tolakandro tamin’ny omaly, antontan-taratsy firotsahan-kofidiana miisa 13 no tonga etsy amin’ny foibe toeran’ny HCC etsy Ambohidahy. Nilaza i Rivo Rakotovao Filohan’ny...

Lisi-pifidianana : miandry ny fiverenany eny anivon’ny fokontany ny vahoaka

0
Efa vonona tanteraka amin'ny firosoana amin'ny fifidianana ny vahoaka eny anivon'ny fokontany amin'izao fotoana izao saingy mbola mitebiteby ny amin'ny mety tsy hahatafiditra ny...

« Déchets Radioactifs » : hasiana toerana fanangonana manokana

0
Noresahina nandritra ny filan-kevitry ny minisitry tamin’ny Talata faha-14 aogositra lasa teo fa hasiana toerana manokanana hanangonana azy ny « Déchets Radioactifs » eto Madagasikara. Tranga...

Anatihazo Isotry : tsy voafehy ny fanorenena tsy ara-dalana sy ny...

0
Tsy voafehin'ny tompon'andraikitra misahana ny tontolon'ny fanatsara ny tanana indrindra fa ny tontolon'ny fanadiovana sy ny fanatsarana lakandrano eo ihany koa ny fanorenana tsy...

Fitsinjarana ny anjara fitenenana amin’ny fahitalavi-panjakana : ho fantatra amin’ny herinandro

0
Rehefa tsy tafapetraka ny ANRCM, ny CENI no handray an-tanana ny fitsinjarana ny anjara fitenenan’ireo kandida amin’ny amin'ny haino aman-jerim-panjakana amin'ny fifidianana filohampirenena. Aorian’ny...

Fokontany Antanimarina – Kaominina Ankadinandriana : nahazo EPP vaovao

0
Nahazo EPP vaovao ny fokontany Antanimarina ao amin’ny kaominina Ankadinandriana. Vy nahitana sy angady nananana ny fanamboarana ny sekoly ny fikambanana « Construisons  pour Madagascar »...

Vahiny mitrandraka volamena – Vohilava Mananjary : miverina miasa indray, hoy...

0
Miverina miasa indray ny orinasa vahiny Mac Lai Sim Gianna izay manao ny fitrandrahana volamena ao Vohilava Mananjary, hoy ireo mponina any an-toerana. Amin'ny...

Toerana ahazoan’ny mpandeha tongotra hiampitana : tsy voahaja intsony

0
Ny mikasika ny fiampitana ara-dalàna na « Passage clouté » indray ny fanontaniana nanaovan’ny « Agence Capsule » iarahana amin’ny kolo TV fanadihadiana tamin’ity inday mitoraka ity. Nanambara...

Fifidianana : ireo tsara ho fantatra manodidina ny fifidianana

0
Efa ao anatin’ny fikarakarana sy fanomanana ny fifidianana ankehitriny ny eto amintsika. Telo volana latsa kely mialoha ny hanatanterahana izany dia indro atolotra anao...

ENMG : aiza ho aiza ny tohin’ilay fandorana porofo ?

0
Isan’ireo fifaninanana be kolikoly ny fifaninanana hidirana ao amin’ny ENMG na ny Sekoly ambony mpanofana ho mpitsara sy mpiraki-draharaha, araka ny tatitra nataon’ny Bianco...

Fanamboarana Chips Akondro : asa tena mahavelona

0
Ny fanamboarana Chips , toy ny mahazatra dia ny asa mahakasika izay fanamboarana chips izay indray no entina aminao ato anatin'ity fanadihadiana

Krizy – Fifidianana : olana ny tsy fisian’ny fifampitokisana

0
Ny tsy fisian’ny fifampitokisana amin’ny mpiantsehatra rehetra mikasika ny fifidianana no antony hiverenan’ny krizy politika hatrany eto Madagasikara, indrindra ny krizy aorian'ny fifidianana raha...

Asa tena : ny fanajana mpanjifa no tsiambaratelo

0
Asa miavaka iray indray no entina aminao anohizana ny fampalalam-baovao . Ny fanaovana soudure na ihany koa ireo manao asa tanana momba ny vy....

Fampielezan-kevitra mialoha ny fotoana : tsy tokony hialokaloka amin’ny resaka politikam-panjakana

0
Raha toa ka ny 08 oktobra hatramin’ny 6 novambra no fotoanan’ny fampielezan-kevitra amin’ny fifidianana filohampirenena, Ny filazana hoe « fidio aho » no tsy mbola azo...