Ady an-tranon’ny HVM : mbola hisy ny fialana, hoy ny mpandinika

0
Efa nampoizina ary tsy hijanona eo. Izay no nambaran’ny mpandinika ny raharaham-pirenena manoloana ny ady an-trano sy ny fialana eo anivon’ny antokon’ny fitondrana ankehitriny....

Fanisana malagasy : novaina ny fomba famakiana azy

0
Novaina ny fomba famakiana ny tarehimarika amin'ny teny malagasy raha ny fikarohana navoakan'ny teo anivon'ny akademia malagasy. Atomboka amin'ny sokajin'isa lehibe indrindra ary miafara...

Valizy vita avy amin’ny hazo : asa-tanana mbola manana ny maha izy...

0
Asa iray mahavelona ary ary mbola manana ny maha izy azy ny fanamboarana valizy gasy, vita avy amin’ny hazo. Ny fanamboarana izany indray no...

Fitakiana sendikaly :  hanamafy ny mpiampianatra, hanatsara ny mpitandro filaminana

0
Nanamafy ny fiverenan’ny fitakiana sy ny fitohizan’ny tolona ny fianakaviamben’ny mpampianatra ankehitriny. Araka ny fanazavana, tsy nahitam-bokany ny fihaonana teo amin’ny governemanta sy mpampianatra...

Rabary Paul : nitsikera ny antoko HVM

0
Niezaka nanadio tena ny minisitry ny fampianarana teo aloha Paul Rabary taorian’ny nanalana azy tsy ho minisitra sy ny nametrahany fialana tsy ho mpikambana...

Mpikambana HCC : lasa naka traikefa any Allemagne

0
Hatramin’izao, mbola handrasan’ny rehetra ny valin’ireo fitarainana maro napetraka eo anivon’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana efa ho roa volana mahery izay. Mampametram-panontaniana ny...

Mangahazo : azo haodina hasolo vary

0
Vahaolana amin’ny fiakaran’ny vidimbary tato anatin’ny taona vitsy ny fanodinana ny mangahazo, hitovy endrika amin’ny vary ary mahasolo vary. Jifaina amin’ny vidiny mora kokoa...

Asa tanana vita amin’ny hazo : mahavelona tsara rehefa ilofosana

0
Eo amin'ny lafiny sosialy. Ny asa tanana vita amin'ny hazo indray no entina aminao amin'ity alina ity. Asa tanana izay mila fifantohana araka ny...

Akanjo mafana : mirona makany amin’ny fripy ny safidin’ny mpanjifa

0
Eo amin’ny fiatrehana ny vaninandro ririnina. Ireo karazana “manteau” no lamaody sy be mpanjifa indrindra amin’izao fotoana izao. Nahitana fiakarany ihany koa ny vidin’ireo...

Mpampianatra : noterena hanao ny asany

0
Niova indray ny tetik'ady nampiasain'ny ministeran'ny fanabeazam-pirenena nanakorotanana ny fitakian'ireo mpampianatra, hoy ireo mpampianatra. Raha ny tranga androany, noterena ny sasany tamin'izy ireo tsy...

Fanamboarana sary : mahavelona rehefa ifotorana

0
Asa tena iray indray no entina aminao amin'ity fanadihadiana manaraka ity. Ny fanaovana sary na ny portraitiste. Io indray no entina aminao , asa...

Rano fisotro madio, fahadiovana, fidiovana : ambany ny tahan’ny vahoaka misitraka...

0
90%n’y vahoaka Malagasy no tsy misitraka ny fahadiovana sy fidiovana ara-dalàna raha ny nambaran’ny fiarahamonim-pirenena misehatra amin’izany. 51% ihany koa no misitraka rano fisotro...

Fanorenana ifotony : ny mpitondra ho laniam-bahoaka no hanatontosa azy

0
Manaitra ity hetsika tadiavin’ireo mpanao politika efa fanta-bahoaka ho tontosaina anio etsy amin’ny kianjan’ny 13 may ny amin’izay lazainy ho fanorenana ifotony. Hita mazava...

Hetsika – HFI : misy ambadika politika, hoy ny nanontaniana

0
Misy ambadika politika sy mety ho fatahorana ny fifidianana; io no fanehoan-kevitry ny mpanao politika, sy ny solombavambahoaka nanontaniana androany manoloana ny fisian’ny hetsika...

Rallye du Mangoro : norombahan’ny ekipan’i Rivo sy Ando ny amboara

0
Tontosa soa aman-tsara ny 3 ème manche eo amin'ny championnat de magadascar des Rallyes 2018 eo amin'ny familiana fiarakodia. Norombahan'ny equipage Rivo sy Ando...

Fampianarana : tsy mbola niverina ny fampianarana androany

0
Tsy mbola niverina ny fampianarana ho an'ny sekolim-panjakana raha ny zava nisy teny amin'ireo toeram-pampianarana maro teto an-drenivohitra tamin'ity androany ity. Antony, tsy nanaiky...

Editorial du 23 juillet

0
Taorinan'ny fifanaovan-tsonia teo amin'ny Praiminisitra sy ireo sendikan'ny mpampianatra sasantsasany. Fanontaniana maro no mipetraka an-tsain'ny mpanara-baovao. Hisy fampianarana ve manomboka anio Alatsinainy? Vahaolana maharitra...

Famorana : misy fiantraikany ratsy ny fanajanonana ny fomba taloha

0
Misy fiantraikany ratsy eo amin’ny zaza lahy ny tsy fampiharana ny fomba fanatontosana ny famorana izany natao fahiny, hoy ny mpandala ny fomba sy...

Tompon-tany lasan’ny orinasa QMM : mitaky ny hampiarana izay nifanekena tany...

0
Tsy misy nohajain'ny orinasa QMM ny fifanekena tamin'ireo tompon'ny tany izay hampiasain'ity orinasa ity raha ny nambaran'ny solon-tenan'izy ireo tonga eto Antananarivo. Voahitsakitsaaka vokatr'izany...

Fitakiana sendikaly : hihamafy amin’ity herinandro ity

0
Fitakiana sendikaly samihafa. Hampikatso ny famorian-ketra eto an-drenivohitra ny snedikan’ny mpisan’ny sampandraharahan’ny hetra ny herinandro izao. Tsy hisy ny service minimum raha ny fanazavana....