Famotsiam-bola eto Madagasikara : miliara maro ny vola voakasiky ny fanadihadiana

0
Nitombo 50% mahery raha oharina ny taona 2016 ny raharaha famotsiam-bola nalefan’ny teo anivon’ny SAMIFIN na ny Sampandraharaha Malagasy Iadiana amin'ny Famotsiambola eny amin’ny fitsarana. Tsy...

Fitomboan’ny isan’ny birao fandatsaham-bato : ilana fanaraha-maso akaiky hoy ireo mpanao...

0
Ilana fanaraha-maso akaiky ireo birao fandatsaham-bato manerana ny nosy hoy ireo mpanao politika tamin'ity androany ity hisorohana ny hala-bato. Indrindra taorian’ny fampitomboana isa ireo...

Fanaratoana tsy ara-dalàna : fatiantoka manodidina ny 350 tapitrisa dolara isan-taona

0
Mihoatra ny 350 tapitrisa dolara isan-taona ny vola very vokatry ny tsy fifehezana ny sehatry ny jono eto Madagasikara raha ny nambaran’ny minisitra tomponandraikitra....

Me RAZAFINJATOVO Willy : manohy ny ramatahora sy ny fanampenam-bava ny...

0
Manohy hatrany ny manohy hatrany ny ramatahora sy ny fanampenam-bava fanaony ny fitondrana HVM hoy ny mpisolovava, RAZAFINJATOVO Willy. Ny tenany izay namoronana dossier...

BIANCO : mitohy ny fanadihadiana ireo solombavambahoaka amin’ny resaka kolikoly

0
Tsy namaly ny fiantsoana nataon’ny BIANCO ny ankamaroan’ireo solombavambahoaka voarohirohy tamina raharaha kolikoly nandritra ny fampandaniana ny lalàmpifidianana. Solombavambahoaka 7 tamin’ireo 16 nantsoina ihany...

Justice Internationale : tsy misy tombotsoa ho an’i Madagasikara, hoy ny...

0
Omaly no fankalazana ny andro iraisam-pirenena momba ny fitsarana iraisam-pirenena. Tsy misy tombotsoa ho an'ny Madagasikara ny fitsarana iraisam-pirenena na ny « justice Internationale » raha...

CENI : tsy mahatoky ny fahendren’ny mpanao politika Malagasy?

0
3 volana mahery kely mialoha ny hanatanterahna ny fifidianana Filohampirenena fihodinana voalohany no manao antso avo ireo kandidà hanao sonia ny ambarany ho “Pacte...

Ristournes – tetikasa Ambatovy : mila mangarahara ny fitantanana azy

0
48 miliara Ariary marina ve ny ristournes tokony alohan’ny tetikasa Ambatovy ao anatin’ny 5 taona, hoy ny mpahay toekarena iray nanaovana fanadihadiana androany? Etsy...

Minisitry ny tontolo iainana tany Port Bergé : nanolotra vahaolana maharitra

0
Ny 22 jona 2018 lasa teo dia nisy ny fanimbana sy fandorana fananam-panjakana sy biraom-panjakana nataona andian’olona maromaro tao Port Bergé. Betsaka ny zavatra...

Sendikan’ny mpampianatra : tsy maintsy tratra ny fandaharam-pianarana raha voavaly ny...

0
Angatahan’ireo mpampianatra mpanabe miotokona ny hanemora ny fanadinam-panjakana 2 na 3 herinandro raha toa ka voavaly amin’ity herinandro ity ny fitakian’izy ireo. Tsy nahazoana...

Sekoly tsy miankina : efa vonona ny amin’ny fiatrehana ny fanadinam-panjakana

0
Efa eo am-pamaranana ny fandaharam-pianarana ny ankamaroan’ny sekoly tsy miankina amin’izao tapaky ny volana jolay izao. Efa mivonona ihany koa amin’ny fiatrehana ny fanadinam-panjakana...

VMMM : miditra amin’ny andiany faha-7 ny fampianarana mamaky teny sy...

0
Miditra amin'ny andiany faha fito amin'izao fotoana izao ny fampianarana mamaky teny sy manoratra iarahana amin'ny ny vehivavy Malagasy Miara-Miainga. Tao anatin'ny 4 taona,...

Edito du 14 juillet 2018

0
Hanao ahoana ihany ny amin’ireo fanadinam-panjakana tokony ho hatrehin’ny zaza Malagasy ? Tsy hita beny ihany hatreto. Velom-panahiana ny ray aman-dreny. Tsy mitombon-tsaina ireo mpianatra....

Fetim-pirenena Frantsay : nihompana betsaka tamin’ny fifidianana sy ny fakana an-keriny ny...

0
Manohana ny fanatanterahana fifidianana malalaka, tsy manavaka ary mangarahara ao anatin’ny fe-potoana mifanaraka amin’ny Lalàmpanorenana i Frantsa. Io no nivoitra nandritra ny kabarin’ny Masoivohon’ny...

Maintirano : 2 isan-kerinandro ny olona voan’ny bala miditra hopitaly

0
Olona 2 isaky ny herinandro farafahakeliny ny olona voan'ny bala miditra hopitaly ao Maintirano, ankoatr'ireo voatsatoka’antsy sy lefona ary voavelin'ny bois rond. Mandry tsy...

Fifanarahana politika : manjavozavo tanteraka

0
Tsy fantatra mazava ny marina mahakasika ny fisian’ny fifanarahana politika teto Madagasikara hatramin’izao. Nambaran’ny filohan’ny CFM na ny Conseil du Fampihavanana Malagasy nandritra nyfankalazana...

Fifidianana 2018 : mila mamerina ny fitokisan’ny olompirenena ny HCC

0
4-bolana latsaka hiatrehana ny fifidianana Filohampirenena fihodinana voalohany, mila mamerina ny fitokisan’ny olompirenena ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana hahatomombana ilay fifidianana ambara fa...

Fitsarana manokana miady amin’ny fanondranana andramena sy hazo mainty : tafapetraka ihany

0
Tafapetraka ny Zoma faha-13 jolay ny fitsarana manokana miady amin’ny fanondranana andramena sy ny hazo mainty eto Madagasikara. Araka ny fanazavana, ny tsy fahampiana...

Dinan’ny Melaky : naverina napetraka indray tamin’ity androany ity

0
Naverina napetraka indray ny dinan'ny tsy mimpoly tao an-tampotananan'i Maintirano tamin'ity androany ity. Tapa-kevitra tanteraka amin'ny famerenana ity dina ity ireo mponina any an-toerana...

SSM : manaraka akaiky ny fitoriana napetraka teny amin’ny Bianco

0
Afaka 2 herinandro no ho fantatra ny ampahany amin'ny valin'ny fitoriana napetraky ny solidarité syndicale de Madagascar teny anivon'ny Bianco. Izay no isan'ny nivoitra...