Kaominina Antananarivo Renivohitra : mirongatra tanteraka ny fanorenana tsy ara-dalàna

0
Nirongatra tanteraka ny fanorenana tsy ara-dalàna ato anatin’ny kaomina Antananarivo Renivohitra. Efa tafiakatra ny 200 ny fanorenana tsy ara-dalàna hita, hoy ny teo anivon’ny...

HCC : tsy mbola namaly ireo fitoriana marobe tonga tao aminy

0
Hatramin’izao, mbola tsy namoaka didim-pitsarana mahakasika ireo fitoriana managataka ny fampihatoana ireo Solombavambahoaka nivadika palitao ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana. Tsy nahenoam-peo ihany...

Ambohidratrimo : mihenjan-droa ny tady eo amin’ny Ben’ny Tanàna sy ireo...

0
Toherin'ireo mponina ao amin'ny kaominina Ambohidratrimo ny fanotofana tany sy fandrodanana trano kasain'ny kaominina ho atao. Antony, fambolena maro no efa tototry ny tany,...

Raharaha CEG Analamahitsy : manameloka ny famarotana ny sendikan’ny mpampianatra

0
Melohin’ny sendikan’ny mpampianatra ny famarotana na fikasana famarotana ny tany misy sekolim-panjakana eto Madagasikara, taorian’ny resabe manoloana ny raharaha CEG Analamahitsy. Nanambara kosa ny...

CEG Analamahitsy : manjavozavo tanteraka ny raharaha

0
Mifanilika ireo tomponandraiki-panjakana momban'ny raharaha CEG Analamahitsy izay miparitaka amin'ny gazety sy haino aman-jery fa nisy nivarotra. Fanontaniana maro no mipetraka an-tsain'ny mpanara-baovao vokatry...

Fahatsapana tsy fandriampahalemana : laharana faha-18 maneran-tany i Madagasikara

0
Laharana faha-18 mitovy na “ex-aequo” amin'ny firenena tsy haitana fandriampahalemana indrindra maneran-tany no misy an'i Madagasikara raha ny tatitra navoakan'ny Institut Gallup. Malemy eo...

Fanadihadiana “Agence capsule” sy KOLO TV/FM : ratsy laza ny ankamaroan’ny...

0
Olompirenena 328 amin'ny 400 nanaovan'ny kolo tv fm sy ny agence capsule fanadihadiana no milaza fa maro amin'ireo minisitra anaty governemanta no manana laza...

Vavatenina : hatahorana ny halatra lavanila any an-tsaha mandrapisokatry ny taom-piotazana...

0
Raha toa ka ny 15 jolay izao no fotoana hisokafan'ny tao-piotazana lavanila, dia tara io daty fiotazana io raha ny fanazavan'ireo tantsaha. Ampahany betsaka...

Fakana an-keriny misesisesy : mitovy hatrany ny fomba fiadin’ireo mpanao asa...

0
Saika nahitana famakiana fitaratra avokoa ny famahana ny fiara mitondra ireo olona alaina an-keriny nitranga tatao anatin'ny fotoana fohy. Raha tsy hilaza afatsy ny...

Edito du 07 juillet 2018

0
Na inona ambara na inona lazaina, ny tsy fisian’ny fifampatokisana intsony eo amin’ny samy Malagasy no fototry ny krizy misy ankehitriny. Ireo fomba nampandaniana...

Fanakatonana ny lisea St Vincent de Paul Ambatonilita : manohitra hatramin’ny...

0
Tohin'ny raharaha fanakatonana ny lisea saint Vincent de Paul Ambatonilita. Manamafy ny fanoherana hatramin'ny farany ireo ray aman-drenin'ny mpianatra sy ny mpitantana ny sekoly...

Fanotofana tany tsy ara-dalàna : mihazakazaka eto an-drenivohitra

0
Mihazakazaka ny fanotofana tany ato anatin'ny kaominina Antananarivo Renivohitra. Tao amin'ny Fokontany Saropody ao Androndra kely, miasa amin'ny alina ireo mpanototra, tsy fantatra hatreto...

PSE na Teti-pivoarana ho an’ny fampianarana : tsy mifanaraka amin’ny zava-misy...

0
Mbola mitohy ny fitarainana sy ny fanamarihana mahakasika ny fampiharana ny PSE na ny teti-pivoarana hoan'ny fampianarana. Isan'ny olana goavana ny fiitaran'ny programam-pampianarana izay...

Fitakiana sendikaly: nirefotra ny baomba

0
Nirefotra ny Bomba mandatsa-dranomaso teny amin'ny ministeran'ny fanabeazam-pirenena ny andron’ny Alakamisy faha-5 jolay nandritra ny fitakian'ireo mpanabe sy mpiasan'ny ministera. Ankilan'izay nafana ny hetsika...

Kaominina Malaimbandy : manjaka tokana ireo mpaka an-keriny

0
Mitaraina ny mponina ao amin’ny Kaomininan’i Malaimbandy manoloana ny firongatry ny fakana olona an-keriny na “kidnapping” any an-toerana amin’izao fotoana izao. Tao anatin’ny 29...

Air Madagascar: mpiasa 210 terena hifindra ao amin’ny orinasa Tsaradia

0
Tsy eken'ireo mpiasa 210 ao amin'ny kaompania-pitaterana an'habakabaka Air Madagascar ny famindrana azy ireo amin'ny orinasa Tsaradia, mifanjohy amin'ny orinasa Air Madagascar. Isan'ny mampiahiahy...

Fitakiana sendikaly : tsy nahazo valiny mahafa-po

0
Nanao “sit in” teny amin'ny ministeran'ny vola sy ny tetibola omaly maraina ny mpampianatra mpanabe nampahafantatra ny fitakiany. Ankoatra izay dia fampanantenana tsy misy...

Fandikan-dalàna : mitohy hatrany, tsy miato intsony…

0
Mitohy hatrany ny tsy fanarahan-dalàna ataon’ny mpitondra ankoatra ny tsy fanarahana ny didim-pitsarana. Hatramin’izao, mbola tsy naverina ny mpiasan’ny Air Madagascar, izay efa nodidian’ny...

Fitakiana sendikaly : tsy hijanona ny tolona raha tsy mivaly ny...

0
Tsy misy ny fiverina amin'ny asa raha tsy mivaly ny fitakiana, hoy ireo mpiasam-panjakana maro ao anatin'ny sendika. Misy ny vahaolana fa ny fahavononana...

Antoko Malagasy Miara-Miainga : tafiditra mpikambana feno ao amin’ny « Internationale Démocrate Centriste »

0
Noho ny ezaka lehibe nataon’ny Antoko Malagasy Miara-Miainga dia noeken’ny mpikambana ao amin’ny komity mpanatanteraky ny “Internationale Démocrate Centriste” ny Antoko Malagasy Miara-Miainga nanomboka...