Tatitry ny FMI : mila ahena ny famoaham-bolam-panjakana

0
Hahena ny famoahambolam-panjakana makany amin'ny orinasa jirama sy air madagasikara amin'ny taona 2018 raha ny nambaran'ny iraky ny tahirimbola iraisampirenena teto amintsika. Mila fehezina...

Fikitihina Lalàmpanorenana : miha mavaivay ny fanoherana izany

0
Tsy mitsahatra ny fanehoan-kevitra avy amin'ny antoko politika sy ny fiarahamonim-pirenena amin'ny fikasan'ny mpitondra hikitika ny Lalàmpanorenana. Tsy anjaran'ny mpitondra efa ho lany fe-potoana...

Le Tour du Monde de la Francophonie

0
Près de 50 millions de téléspectateurs de plus de 150 pays sur les 5 continents suivront ce vendredi l’émission en direct consacrée à Madagascar...

Le Tour du Monde de la Francophonie : Arahinao mivantana amin’ny...

0
"Le Tour du Monde de la Francophonie", fandaharana ara-kolontsaina miaraka amin'ny TV5 Monde sy ny Kolo TV amin'ny zoma ho avy izao eny amin'ny...

Fametrahana ny Haute Cour de Justice : tsy voahaja ny lalàm-panorenana

0
Hatsangana tsy ho ela ny fitsarana avo natao hitsarana ny mpitondra fanjakana na ny Haute cour de justice, raha ny voalazan'ny filohampirenena. 4 taona...

Taxi : nanao fihetsiketsehina ny Taxi teto Antananarivo Renivohitra

0
Taxi anarivony no nanao filaharambe omaly nanehoan'izy ireo ny fanoherana ny contre visite sy ny lanterne vaovao. Nitohana araka izany ny fifamoivoizana teto Antananarivo...

Malagasy Miara-Miainga : manamafy fa tsy fotoana ikitihina lalàmpanorenana izao

0
Manoloana ny tsapatsapa ataon'ny mpitondra amin'ny mety hikitihina ny lalàmpanorenana, dia mbola nanamafy ny antoko Malagasy Miara-Miainga fa tsy fotoana ikitihina lalàmpanorenena izao herintaona...

Andiany faha-47 : tsy tokony ho sakana velively amin’ny fanaovana fifidianana...

0
Nilaza ho manokatra adi-hevitra momba ny hanitsiana ny Lalàmpanorenana, indrindra ny andiany faha-47 mialoha ny fifidianana Filohampirenena ny Filohampirenena Hery Rajaonarimampianina nandritra ny fihaonany...

Ambohitrimanjaka : nidina an-dalambe ny mponina.

0
Fandraràna ny asa fanaovam-biriky antom-piveloman'ny mponina, famarotana tany amina orinasa iray, ny fanariana fako ataon'ny kaominina manodidina eny an-toerana, ireo raha fintinina ny anton’ny...

Modifier la Constitution : pour quoi faire ?

0
Le projet de révision de la Constitution par le régime HVM ne convainc personne. Partis politiques, organisations de la société civile et partenaires parlent...

Fanitarana ny haino amanjery any amin’ny faritra : Mila manara-dalàna

0
Fanontaniana manokana napetraky ny mpanao gazety teto anivon'ny KOLO Tv tamin'ny filohan'ny repoblika ny sabotsy teo nandritra ny fihaonana teo amin'ny mpanao gazety sy...

Editorial

0
Miha maro ireo antoko politika, fiaraha-monim-pirenena ary mpiara miombon’antoka amin’i Madagasikara no mitsipaka ny fikasan’ny fitondrana ny hanova ny lalampanorenana. Tsotra ny anton’izany, tsy...

Fanitsiana lalàmpanorenena : tsy ilaina sady mampidi-doza hoy ny firaisamonim-pirenena

0
Ankoatra ny fanambarana nataon'ny Antoko Malagasy Miara-Miainga dia mampiaka-peo ihany koa izao ny firaisamonim-pirenena manohitra ny fikasan'ny mpitondra hanova ny lalàmpanorenana. Amin'ny maro, ny...

Fifidianana Filohampirenena  : tokony ho tanterahina amin’ny 2018 hoy ny Ambasadaoro...

0
Nanamafy ny amin'ny tokony hanatanterahana ny fifidianana filohampirenena amin'ny taona 2018 ny amerikanina araka ny fanehoan-kevitry ny masoivohony miasa eto amintsika Robert Yamaté. Fifidianana...

MMM : Mialà rehefa tsy mahavita fa tsy ny Lalàmpanorenana no...

0
Nambaran'ny Antoko Malagasy Miara-Miainga nanoloana ny mpanao gazety omaly nandritra ny "Rentrée politique"-ny fa tapitra amin'ny faha-25 janoary 2019 ny fe-potoana fiasan'ny Filohampirenena ankehitriny....

Betroka : Iza no maniry tsy hisian’ny fandriampahalemana?

0
Manoloana ny tsy fandriampahalemana any amin'ny faritra Betroka, tsy mandray andraikitra ny zandarimariam-pirenena any an-toerana hoy ny solombavambahoaka voafidy tany amin'iny faritra iny, izay...

Fanovàna Lalàmpanorenana : kajikajy politikan’ny mpitondra

0
Maneho ny heviny momba ny fikasan'ny fahefana mpanatanteraka hanova ny lalàmpanorenana ny Solombavambahoaka tsy miankina voafidy tany Taolagnaro. Aminy dia kajikajy politika hitazomana seza...

Tsy fandriampahalemana : efa nandray andraikitra ny fitondrana hatramin’izay hoy ny...

0
Manoloana ny tsy fandriampahalemana eto amintsika, efa nandray andraikitra ny fitondrana hatramin'izay, hoy ny Filohampirenena omaly nandritra ny fanokafana tamin'ny fomba ofisialy ny RSS...

Gagner du temps

0
Un toilettage de la Constitution se profile suite aux déclarations du Premier ministre selon lesquelles plusieurs points doivent être revus. La disposition constitutionnelle portant...

Madagasikara, tany demokratika : mijanona ho kabary ambony latabatra ihany

0
Mitohy hatrany ny fanapenam-bava sy ny ramatahora ataon'ny fitondram-panjakana amin'ireo izay mijoro miaro ny tanindrazany. Taorian'ny raharaha Clovis Razafimalala, mpikambana eo anivon'ny fiarahamonim-pirenena any...