Lalàmpifidianana vaovao : mitaky ny hamoahana izany haingana ny Antoko politika sy...

0
Nivory tao amin’ny hotely Colbert Antaninarenina omaly ireo antoko politika sy fiarahamonimpirenena maro mitaky ny hamoahan’ny governemanta faran’izay haingana ny volavolan-dalana mifehy ny fifidianana.

Fanaovana lalàmpifidianana : arirariran’ny mpitondra

0
14 andro aty aorian’ny nanokafana ny fivoriana faharoa ara-potoan’ny Antenimierampirenena dia mbola tsy tonga eny Tsimbazaza ny volavolan-dalàna hifehy ny fifidianana filohampirenena amin’ny taona...

Doing Business 2018: Nivoatra i Madagasikara saingy mbola mila ezaka

0
Niroso ny laharana misy an'i Madagasikara amin'ny tatitry navoakan'ny Banky iraisam-pirenena mikasika ny fandraharahana na ny classement Doing Business ho an'ny taona 2018. Nisy...

01 novambra: Fotoana ahatsiarovana ireo olomasina ho an’ny mpino katolika

0
Ny voalohany volana novambra, fety fankalazana ny fetin'ny olomasina ary fety voadidy hamasinina toy ny andro alahady ho an'ny fiangonana katolika. Nisongadina tao anatin'ny...

CRN : « Mpivarotra tanindrazana ny fitondrana ankehitriny »

0
Omaly, naneho ny heviny mikasika ny raharaha falmarotana ny tany misy ny Villa Elisabeth ny CRN na ny Conseil pour la Réconciliation Nationale. Ireto...

Vidim-bary – Taolagnaro : 600 ariary ny iray kapoaka

0
Mpamongady iray ihany no mamatsy vary ao Tolagnaro nanomboka ny faran'ny herinandro teo raha ny fampitam-baovao avy any an-toerana . Niakatra ho 600ariary ny...

Braderies

0
Une semaine seulement après le décès de Zafy Albert, ancien chef d’Etat malgache, plusieurs sources ont confirmé qu’une partie de la Villa Elizabeth où...

Tany misy ny Villa Elisabeth: Namidin’ny mpitondra tamin’ny 24 janoary 2014

0
Araka ny efa nentina teto amin'ny fampahalalambaovaon'ny KOLO ny herinandro lasa teo, mivoaka ny vaovao samihafa mikasika ny famarotana ny tany misy ny Villa...

Pesta : faritra 4 no voasokajy ho faritra mena.

0
Faritra 04 no voasokajy ho faritra mena eto amintsika ankehitirny manoloana ny fihanaky ny valan'aretina Pesta. Nanomboka ny voalohan'ny volana Aogositra hatramin'ny asabotsy teo,...

Fanomanana fifidianana : ataon’ny fitondram-panjakana ambanin-javatra

0
Ataon'ny fitondram-panjakana ambanin-javatra ny fanomanana ny fifidianana. Hita taratra izany nandritra ny nandritra ny atrik'asa momba ny fifidianana notanterahina teny Anosy omaly. Tsy mbola...

Villa Elisabeth : Nisy nivarotra ny ampahany ?

0
Nisy nivarotra ary efa lafo aman’olona ny “Villa Elisabeth” eny Ivandry, izay anjara trano fonenana Pr Zafy Albert, araka ny loharanom-baovao azo antoka. Iza...

Fihaonana ao amin’ny Carlton : inona no marina?

0
Noezahin'ny mpitondra naely tato ho ato fa hisy ny fihaonana ao amin'ny hotely Carlton Anosy amin'ity herinandro ity handinihina ny hanitsiana na tsia ny...

Mananjary : 3 500 ny tra-boina vokatry ny hai-trano ny alin’ny...

0
Dimanjato sy telo arivo no traboina vokatry ny haitrano mahatsiravina tao amin'ny Fokontany Anosinakoho sy Ankadindrano ao amin'ny kaominana an-drenivohitr'i Mananjary ny alin'ny 23...

Héritage politique

0
L’ancien président de la République, le professeur Zafy Albert s’en est allé pour rejoindre un monde meilleur. Il lègue toutefois un héritage au pays. L’inhumation...

RAKOTOVAO Rivo: Tsy maintsy ho Filohan’ny Antenimierandoholona ?

0
Kajikajy politika ho fanomanana ny fifidianana Filohampirenena amin'ny taona 2018, rehefa notsipahin'ny maro na avy eto an-toerana na ireo mpiaramiombon'antoka vahiny sy iraisampirenena ny...

Raharaham-pirenena : diso lalana ny mpitondra fanjakana hoy ny loholona MAPAR

0
Manoloana ny fanovana lalampanorenana kasaina hatao sy ny fampiakarana an' Andriamatoa Rivo RAKOTOVAO ho loholon'i Madagasikara, diso lalana ny mpitondra fanjakana hoy ny Loholona...

CFM : mila hampafantarina ny vahoaka ny lalàna mifehy ny fampihavanam-pirenena

0
Mila hampafantarina ny vahoaka Malagasy tsy ankanavaka ny lalàna mifehy ny fampihavanam-pirenena mialohan'ny hirosoana amin'ny dingana fampihavanana marina araka ny nambaran'ny filohan'ny CFM io...

CENI : Efa vonona ny fanomanana fifidianana amin’ny taona 2018

0
Efa vonona avokoa ny fanomanana rehetra hahafahana miatrika ny fifidianana amin'ny taona 2018. Ny daty avy amin'ny governemanta sy ny karazam-pifidianana sisa andrasana. Ireo...

POLITIQUE

0
Rivo Rakotovao, ministre auprès de la Présidence chargé de l’agriculture et de l’élevage a été nommé sénateur de Madagascar par le Président de la...

Assemblée nationale

0
La deuxième session ordinaire de l’Assemblée nationale a débuté hier. Elle est normalement dévolue à l’examen de la loi des finances 2018. Mais l’ombre...