samedi 27 juillet 2024

UCTU : tsy hampiakatra saran-dalana

0
Nanambara ny teo anivon’ny kaoperativa mivondrona ao amin’ny UCTU fa tsy hisy ny fiakaran’ny saran-dalana ho an’ny rahampitso 05 jolay 2022. Tsy nahafeno ireo fepetra telo takiana mba ahafahana mampiakatra ny saran-dalana izy ireo ka tsy afaka ny hampiakatra izany indray araka ny fanazavan’ny tomponandraikitra.

Sampandraharahan’ny fananan-tany sy fandrefesan-tany : manjaka ny kolikoly

0
Mitana ny laharana voalohany amin’ny kolikoly ny sampandraharahan’ny fananan-tany eto Madagasikara araka ny fanadihadian’ny BIANCO sy ny Transparency International. Endrika kolikoly mateti-pitranga ny famoahana antontan-taratasy momba ny boky rovitra sy ny maro hafa raha ny fanazavana hatrany.
editorial

Au feu !

0
S’il y a un service public qui fait jaser outre la Jirama, c’est bien celui des sapeurs pompiers. De ce côté-là, la cavalerie n’arrive jamais à temps et il est devenu anecdotique que même si le service des pompiers se trouve juste à quelque mètres, les combattants du feu n’arrivent généralement que lorsque les citoyens ont déjà presque maîtrisé le feu. C’est à se demander s’il y a encore un seul service public qui marche dans ce pays et à quoi servent les impôts que l’on continue à prélever sur les contribuables. Le feu s’est déclaré à Andravohangy, faisant des dégâts massifs bien qu’aucune perte en vie humaine ne soit à déplorer heureusement. Cela dit, il y a bien perte vu qu’un nombre considérable de commerçants  se retrouve du jour au lendemain sans aucune ressource et doit repartir à zéro. Certains d’entre eux ne pourront peut être même pas s’en relever et devront grossir le rang des sans abris, des sans emplois, pire des voyous ou des larcins des marchés. Le feu serait parti d’une gargote du coin et il a eu le temps de faire des ravages avant que les riverains ne s’aperçoivent du drame. En effet, le feu a été découvert vers 23h selon les témoins et il n’a été maitrisé que vers 03h du matin. Les riverains ont fait ce qu’ils pouvaient pour tenter de limiter les dégâts avec les moyens du bord mais n’en ont pas mené large. Pendant ce temps, ils n’ont pas cessé d’appeler les pompiers qui se trouvaient à quelques mètres de là mais ces derniers ne sont venus à la rescousse qu’une heure et trente minutes plus tard. Pire encore, il leur manquait de l’eau pour pouvoir faire face efficacement à la propagation rapide du feu. Questionnés sur ce retard impardonnable, les responsables n’ont donné aucune explication satisfaisante, se contentant de bredouiller des motifs selon lesquels des équipes différentes  assurent le service d’urgence et le service de jour. Mais alors à qui le citoyen lambda peut il se fier ? Les sanctions tomberont-elles à l’endroit de ces combattants du feu qui, à première vue  ont peur du feu puisqu’ils arrivent la plupart du temps en retard ? Y a-t-il encore un gouvernement dans ce pays ? Au feu !

Fananan-tany : tany manodidina ny 140 Ha lasan’olon-tokana.

0
Tany manodidina ny 140 Ha ao amin'ny Kaominina Ambohimangakely no voalaza fa lasan'olon-tokana. Mitaraina ireo tantsaha aman'arivony izay efa nanajary ny tany tao anatin'ny taona maro. Misy tsy mazava ny fampiharana ny lalàna hoy izy ireo.

Fanombanana ny politikam-panjakana : tsy raikitra ny fandaniana ny tolo-dalàna

0
Tsy tontosa ny fandaniana ny tolo-dalàna momba ny fanombanana ny politikam-panjakana teny anivon’ny Antenimierampirenena androany. Tsy nahatratra ny fetr’isa nahafahana nanatanteraka ny fivoriana ny solombavambahoaka tonga teny antoerana. Tsy nisorona arak’izany ny filohan’ny kaomisiona misahana ny fanombanana ny politikam-panjakana nilaza fa tsy nandeha araka ny tokony ho izy ny asan’ny solombavabahoaka nandritra ity fotoam-pivoriana ara-potoana ity.

Toekarena Nomerika : vonona hanampy an’i Madagasikara ny federasionina Arabo

0
Naneho ny fahavononany hanampy sy hizara ny traikefa amin’ny Madagasikara eo amin’ny fampiroboroboana ny sehatry ny haitao ara-kajy mirindra ny federasionina Arabo ho an’ny toek’arena nomerika raha ny nambaran’izy ireo nandritra ny fihaonana tamin’ny filoham-pirenena Malagasy omaly. Ny filoha Andry RAJOELINA izay manatanteraka ny fitsidihina ara-pomba ofisialy any Dubaï, Émirats Arabes Unis ankehitriny miaraka amin’ireo delegasionina Malagasy hanatrika ny fihaonambe iraisam-pirenena arahina fampiratiana ireo haitao ara-kajy mirindra mifandraika amin’ny toekarena nomerika .

Fametrahana indostria : tokony hatao laharam-pahamehana, hoy ny mpahay toekarena.

0
Tokony hatao laharam-pahamehana ny fametrahana indostria eto Madagasikara, hoy ireo mpahay toekarena . Tsy hisy fampandrosoana ho tanteraka raha toa ka mitohy ny fanafarana entana avy any ivelany. Hatreto, hafarana avy any ivelany avokoa ny 80 % ny entana ampiasaintsika eto Madagasikara.

Mpianatra ho mpitsabo : manome 48 ora ny Fanjakana hamaly ny fangatahan’izy ireo

0
Tsy nahazoam-baliny hatreto ny fitakiana fampiakarana ny tambin-karama nataon’ireo mpianatra ho mpitsabo raha ny fanambarana nataon’izy ireo androany. Manomboka ny zoma ho avy izao, hitsahatra amin’ny asa ary hanatanteraka fitokonana faobe izy ireo raha tsy misy ny vahaolana haroson’ny fanjakana.
0FansLike
0FollowersSuivre
31,200AbonnésS'abonner

Featured

Most Popular

Etienne AV7

0
Etienne AV7 Navotsotry ny mpaka an-keriny i Etienne Andriamahefarisoa, filohan'ny AV7 no sady filohan'ny fikambanana manohana an'i Andry Rajoelina. Mitatara ny zava-niseho ny tenany ato...

Latest reviews

Fifidianana solombavambahoaka : ho tontosaina ny 27 mey 2019 araka ny tetiandro...

0
Ho tontosaina ny 27 mey izao ny fifidianana solombavambahoaka eto Madagasikara araka ny tetiandro navoakan’ny CENI taorian’ny fandefasan’ny goverenemanta taratasy nangataka ny sosokevitry ny...

FMF : andalana ny fikarakarana ny lalao hataon’ny BAREA ny 04...

0
Andalana ny fikarakarana sy ny fanomanana rehetra hahafahana mandray ny fifanintsanana Coupe du Monde, hihaonan’ny Barean’i Madagasikara sy i Benin izay hatao eto amintsika...

More News