samedi 27 avril 2024

Archives quotidiennes: 22 juillet 2019

Lalaon’ny Nosy any Maorisy : medaly 9 no azon’I Madagasikara hatreto

0
Androany tokony ho tamin’ny 5 ora hariva, eo amin’ny laharana faha 4 no no laharana vonjimaika misy an’I Madagasikara ary medaly 9 no azontsika. Taterina aminao ato anatin’ny fanadihadiana ny antsipirihin’izay.

Omby : manana ny toerany eto amin’ny fiarahamonina malagasy

0
Eo amin’ny lafiny kolontsaina, manana anjara toerana lehibe eo amin’ny fiarahamonina malagasy ny omby. Saika fitaovana entina anehoana ny fisehon-javatra rehetra ny omby eto Madagasikara raha ny fanazavana.

Toerana banga eny amin’ny Antenimierampirenena : miandry ny fanapahan- kevitry ny HCC

0
Miandry ny fanapahan- kevitry ny eny anivon'ny HCC ny mahakasika ireo toeran'ny Solombavambahoaka banga eny amin'ny Antenimierampirenena hoy ny filohan' ny Antenimierampirenena. Ity farany izay hitondra ny fifampiresahana momba ity raharaha ity eny amin'ny fitsarana avo momba ny lalampanorenana raha ny fanazavana azo.

Firehetan’ny Bazarikely Toamasina : ravan’ny afo ny 80% ny tsena

0
Ravan'ny afo avokoa ny 80% ny tsena bazarilely Toamasina vokatry ny firehetana nisy tany an- toerana omaly Sabotsy alina. Firehetana izay naharitra adiny 4 ora sy sasany raha ny fanazavana azo. May kila avokoa vokatr' izany ny ankamaran'ny entam- barotra.