samedi 27 avril 2024

Archives quotidiennes: 14 juillet 2019

JV News session : hotanterahana rahampitso ety amin’ny foibe toeran’ny Kolo Tv/Fm

0
Tanterahana rahampitso ety amin'ny foibe toeran'ny Kolo Tv/fm ny "JV News session" iarahana amin'ny Orange Madagascar sy ny MFG. Ity hetsika ity izay tafiditra ao anatin'ny 2ème manche ny fiadiana ny tompondaka an'i Madagasikara amin'ny jeu de Combat.

FICINI Bertrand : nomena maripankasitrahana androany

0
Tetikasa maro no notanterahana teto Madagasikara tamin'ny alalan'ny AFD na ny Agence Française de dévéloppement. Tsara ny vokatry ny fiarahamiasa hatreto hoy ny tale lefitry ny AFD teo aloha Atoa Bertrand FiCINI. Notolorana mari-pankasitrahana ny tenany androany, nohon'ny fahavitan'ny fotoam-piasany teto Madagasikara.

Barean’i Madagasikara : nankasitraka azy ireo ny vahoaka Malagasy

0
Nankasitraka sy nisaotra ny Barean'i Madagsikara ny Malagasy manontolo tamin'ny lalana nodiavina nandritry iny lalao CAN 2019 iny. Ankafaliana no nanamaranan'ny mpankafy ny fijerena ny lalao alina. Isany niarahaba ny ekipa Malagasy ihany koa ny Filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara. Rahampitso tolakandro no hotsenaina eny amin'ny seranam-piaramanidina Ivato izy ireo. Fanadihadiana.

Fizahantany : nitombo ny fahatongavan’ny mpizahantany

0
Mivoatra tsikelikely ny tontolon’ny fizahantany eto Madagasikara . Nitombo 19% ny isan’ireo mpizahantany teto Madagasikara ny 5 volana voalohan’ny taona 2019 raha ny tatitra navoakan’ny ONTM sy ny ForwardKeys. Antony ny fitombon’ny fitaterana an’habakabaka .